plt_tq/jer/40/05.md

8 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tany amin'iza no nolazain'ilay lehiben'ny mpiambina fa tokony alehan'i Jeremia?
Nilaza izy fa i Jeremia dia tokony ho any Gedalia izay mpiandraikitra ireo tanànan'i Joda.
# Taiza no nandehanan'i Jeremia sy nipitrehany?
Nankany Gedalia i Jeremia ary nipetraka teo amin'ireo olona izay nahilika teo amin'ilay tany.