plt_tq/jer/32/06.md

4 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nambaran'i Yaveh tamin'i Jeremia fa hitranga?
Yaveh dia niteny tamin'i Jeremia fa i Hanamela zanaka lahin'i Saloma dadatoanao dia ho any amin'i Jeremia ary hiteny hoe: "Vidio ho anao ny sahako izay any Anatota, fa ianao no manan-jo hividy izany".