plt_tq/jer/27/08.md

4 lines
191 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hitranga amin'ireo firenena izay tsy hanompo an'i Nebokadnezara?
Hanasazy ireo firenena izay tsy manompo an'i Nebokadnezara amin'ny sabatra, mosary, ary aretin-mandringana Yaveh.