plt_tq/jer/23/23.md

4 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no afaka andehanan'ny olona mba hialana amin'i Yaveh?
Tsy misy toerana ahafahan'ny olona miala lavitra Aminy. Izy dia sady akaiky no alavitra, afaka mahita ny toerana miafina rehetra izy, ary eny amin'ny lanitra sy ny tany rehetra eny Izy.