plt_tq/jer/12/12.md

8 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza teo amin'ilay tany no nisy toerana fialofana ho an'ireo biby manan'aina?
Tsy nisy toerana azo antoka teo amin'ilay tany.
# Nahoana ireo mpiasa no tokony ho menatra amin'ny vokany?
tokony ho menatra izy ireo noho ny fahatezeran'i Yaveh.