plt_tq/jer/09/10.md

12 lines
352 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hira ho hirain'ilay mpaminany?
Hihira hiram-pandevenana sy hira fisaonana ho an'ny ireo tendrombohitra sy ireo tanin'ahitra.
# Inona no ho ataon'i Yaveh amin'i Jerosalema sy Joda?
Ho ataony lasa toerana rava ireo.
# Ho toy ny ahoana ilay tany aorian'ny nahalevona azy?
Ho toy ny tany efitra , ary tsy hisy afaka handalo eo amin'izany.