plt_tq/jer/07/16.md

8 lines
222 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no antony tsy hihainon'i Yaveh ny vavak'i Jeremia?
Tsy hihaino Izy satria efa nanapa-kevitra ny hamotika ireo Israelita Izy.
# Inona no antony hamotehany ireo olona?
Satria izy ireo dia manompo andriamani-kafa.