plt_tq/jdg/21/20.md

4 lines
286 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'ny fotoana manao ahoana no nivoahan'ireo Benjamita avy tao an-tanim-boaloboka mba hisambotra vady avy amin'ireo zazavavy avy any Silo.
Rehefa nivoaka nandihy ireo vehivavy avy any Silo, dia samy nikoropaka nivoaka avy tao an-tanim-boaloboka ireo Benjamita mba hisambotra vady.