plt_tq/jdg/20/26.md

4 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo miaramilan'Israely, rehefa avy namono miaramilan'Israely maro i Benjamina?
Rehefa avy namono miaramilan'Israely maro i Benjamina, dia nitomany sy nifady hanina teo anatrehan'i Yaveh mandra-paharivan'ny andro ireo miaramilan'Israely. Nanolotra fanatitra dorana sy fanat-pihavanana teo anatrehan'i Yaveh ihany koa izy ireo.