forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
220 B
Markdown
4 lines
220 B
Markdown
|
# Inona no nirian'i Jefta atao talohan'ny nanaovany izay nanpanantenainy?
|
||
|
|
||
|
Naniry ny amela azy irery nandritra ny roa volana izy, mba hahafahany mandao sy mandeha any amin'ireo havoana ary mitomany ny maha-virijiny azy.
|