plt_tq/jdg/02/20.md

4 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tsy noroasin'i Yaveh hiala tao Israely ireo firenena izay navelan'i Josoa rehefa maty izy?
Tsy noroasin'i Yaveh hiala tao Israely ireo firenena izay navelan'i Josoa rehefa maty izy, mba hitsapany an'Israely, na hitandrina ny lalan'i Yaveh sy handeha amin'izany izy ireo na tsia, toy ny nitandreman'ireo razamben'izy ireo izany.