plt_tq/isa/66/02.md

8 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nanao ny lanitra sy ny tany?
Yaveh no nanao an'ireo zavatra rehetra ireo tamin'ny tanany.
# Karazan'olona inona no ankatoavin'i Yaveh?
Yaveh manaiky an'ireo olona izay torotoro sy manenina amin'ny fanahiny ka mangovitra amin'ny teniny.