plt_tq/isa/62/11.md

4 lines
221 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ambaran'i Yaveh amin'ireo vazan-tany?
Izao no fanambaran'i Yaveh: "Lazao ny zanaka vavin'i Ziona hoe: 'Indro, tonga ny mpanavotra anao! Indro, miaraka aminy ny valisoa, ary mandeha eo anoloany ny valisoany.'"