plt_tq/isa/56/03.md

4 lines
237 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy tokony ho lazain'ireo vahiny sy ionoka izay lasa mpanara-dia an'i Yaveh?
Tsy tokony hilaza ny vahiny hoe: "Hanala ahy ao amin'ireo vahoakany tokoa Yaveh." ary ny ionoka dia tsy tokony hilaza hoe: "Indro, hazo maina aho."