plt_tq/isa/48/09.md

8 lines
216 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Yaveh no hampihemotra ny fahatezerany ary tsy handringana an'Israely?
Hanao izay Izy ho an'ny anarany ihany.
# Ahoana no nanadiovan'i Yaveh an'Israely?
Tamin'ny fatan'ny fampahoriana no nanadiovany azy.