plt_tq/isa/47/10.md

8 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitokian'ireo zanaka vavin'ny Kaldeana?
Ny faharatsiany no nitokian'ireo zanaka vavin'ny Kaldeana.
# Inona no tsy nampitandrina ny amin'ny loza sy faharavana izay ho avy amin'ny zanaka vavin'ny Kaldeana?
Ny tenitenin'ny zanaka vavin'ny Kaldena dia tsy afaka nampitandrina azy ny amin'ny loza sy faharavana izay ho avy amin'izy ireo.