forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
324 B
Markdown
8 lines
324 B
Markdown
|
# Inona hoy Yaveh no hataony ho an'Israely mba hiarovana azy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nambaran'i Yaveh fa tsy hanafotra an'Israely ny renirano ary tsy haninona na handroro azy ireo ny afo na lela afo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nomen'i Yaveh ho solo-vaika sy ho solon'Israely?
|
||
|
|
||
|
Egypta no nomeny ho solo-vaika ary Etiopia sy Seba no nomeny ho solon'Israely.
|