forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
347 B
Markdown
4 lines
347 B
Markdown
|
# Inona no hataon'i Yaveh rehefa mitady rano ireo ampahoriana sy ireo ory?
|
||
|
|
||
|
Ambaran'i Yaveh fa hamaly ny vavak'izy ireo Izy amin'ny fampikorianana renirano eo amin'ny hantsana ary fampisiana loharano eny afovoan'ny lohasaha, amin'ny fanaovana ny tany efitra ho tonga farihin-drano ary ny tany hay ho loharano miboiboika. Tsy hahafoy azy ireo Izy.
|