plt_tq/isa/40/25.md

4 lines
201 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ataon'i Yaveh inona ireo kintana?
Izy no namoaka ny fiforonany ary miantso azy ireo amin'ny anarany ary amin'ny fahalebiazan'ny heriny sy ny tanjaky ny heriny, ary tsy misy adino ireny na iray aza.