plt_tq/isa/36/21.md

8 lines
306 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nasetriny ny tenin'i Rabsake?
Nangina izy ireo ary tsy namaly, fa ny baikon'ny mpanjaka dia hoe: "Aza mamaly azy."
# Inona no nataon'i Eliakima, Sebna ary Joa taorian'ny tenin'i Rabsake?
Nankany amin'i Hezekia izy ireo niaraka tamin;ny akanjo rovitra ary nitatitra taminy ny tenin'i Rabsake.