plt_tq/isa/36/01.md

16 lines
637 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga tamin'ny taona fahefatra amby efapolo nanjakan'i Hezekia mpanjaka?
Nandeha nanohitra ny tanàna voaaro rehetran'i Joda ary nambabo azy ireo i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria.
# Iza no nirahin'ny mpanjakan'i Asyria avy any Lakisy ho any Jerosalema hankany amin'i Hezekia?
Rabsake ino nirahin'ny mpanjakan'i Asyria.
# Taiza i Rabsake no nijanona?
Nijanona teo amin'ny fantson'ny dobon-drano ambony izy, teo amin'ny lalam-ben'ny sahan'ireo mpanasa lamba.
# Iza no nivoaka hitsena an'i Rabsake?
Eliakima zanak'i Hilkia, Sebna mpanora-dalàna ary Joa mpiraki-draharaha, zanak'i Asafa no nivoaka hitsena an'i Rabsake.