plt_tq/isa/35/01.md

12 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hahazo ny tany efitra?
Hiravoravo izany ka hamelana tahaka ny raozy.
# Inona no homena ny tany efitra?
Homena azy ny voninahitr'i Libanona, ny famirapiratan'i Karmela sy Saràna.
# Inona no ho hitan'ny tany efitra, ny Araba ary ny tany hay?
Hahita ny voninahitr'i Yaveh izy ireo, ary ny famirapiratan'ny Andriamanintsika.