plt_tq/isa/33/07.md

4 lines
242 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo irany no nitaraina ary ny mpitondra teniny no mitomany mafy?
Nitaraina sy nitomany izy ireo satria faona ny lalam-beny; tsy nisy mpandeha intsony. Voadika ny fifanekena, amavoina ny vavolombelona ary tsy hajaina ireo tanàna.