plt_tq/isa/32/09.md

4 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo vehiavy izay nahatsiaro ho metimety no nasaina nihaino ny feon'Isaia?
Nasaina nihaino ny feon'Isaia izy ireo satria ao anatin'ny herintaona mihoatra kely dia ho rava ny tokin'izy ireo, tsy hahavanona ny fijinjam-boaloboka, ary ny tsy ho avy ny fanangonana.