plt_tq/isa/32/07.md

8 lines
232 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'ny mpamitaka?
Mampiasa fomba ratsy izy. Misaintsaina teti-dratsy hamotehana ny mahantra amin'ny lainga izy.
# Inona no hahazo ny olona mendri-kaja?
Hijoro nohon'ny amin'ny asa mendri-kajany ny olona mendri-kaja.