plt_tq/isa/31/05.md

12 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hataon'i Yaveh ho an'i Jerosalema?
Hiaro, hanafaka ary hitahiry azy Izy.
# Inona no asain'Isaia ataon'ny vahoakan'Israely?
Asainy miverina amin'i Yaveh izy ireo, izay nihodinan'izy ireo lavitra.
# Aorian'ny fahalavoan'i Asyria amin'ny sabatra, inona no ho terena hataon'ireo tovolahiny?
Ho terena hanao asa mafy ireo tovolahin'i Asyria.