plt_tq/isa/30/20.md

4 lines
235 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Na dia manome ny mofon'ny ady sarotra sy ny ranon'ny fampahoriana azy ireo aza Yaveh dia inona no tsy hataon'ny mpampianatr'izy ireo intsony?
Tsy hiafina intsony ny mpampianatr'izy ireo, fa ho hitan'izy ireo amin'ny masony mihitsy.