plt_tq/isa/29/13.md

8 lines
480 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fitarainan'ny Tompo ny amin'izany vahoaka izany?
Hoy ny Tompo hoe: "Manatona Ahy amin'ny vavany ireo vahoaka ireo ary mankalaza Ahy amin'ny molotr'izy ireo, kanefa lavitra Ahy ny fony. Ny fankalazan'izy ireo Ahy didy nampianarin'olona ihany."
# Satria ny fon'izy ireo dia lavitra ny Tompo ary tsy manaja Azy rahateo izy ireo, dia inona no hataon'ny Tompo amin'izy ireo?
Ho levoniny ny fahendren'ireo olon-kendry ary ny fahazavan-tsain'ny manan-tsaina dia hanjavona.