plt_tq/isa/26/20.md

8 lines
287 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny olona no tokony hiditra ao anaty efitranony ary hanidy ny varavarany?
Tokony hanao izay izy ireo mba hahafahan'izy ireo miafina mandra-pahalefin'ny fahatezerana.
# Inona no hataon'i Yaveh?
Hivoaka avy ao amin'ny toerany Izy mba hanafay ny mponin'ny tany nohon'ny helony.