forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
309 B
Markdown
4 lines
309 B
Markdown
|
# Kisarisary inona no ampiasain'Isaia mba hampisehoana hoe ho toy ny ahoana ny eto amin'ny tany manotolo eo amin'ny firenena rehetra amin'izany fotoana izany?
|
||
|
|
||
|
Ampitahainy amin'ny fanozongozonana ny oliva na ny fanangonana ny voaloboka rehefa vita ny fanotazana ny toetoetry ny tany amin'izany fotoana izany.
|