plt_tq/isa/10/12.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona hoy ny Tompo no hataony rehefa vitany ny asany eo an-tendrombohitr'i Ziona sy ao Jerosalema?
Nambaran'ny Tompo fa hanafay ny tenin'ny fo miavonavon'ny mpanjaka'i Asyria sy ny fijeriny mieboebo Izy.
# Nahoana ny mpanjakan'i Asyria no nihevitra fa nahomby izy?
Nihevitra ny mpanjakan'i Asyria fa nahomby nohon'ny heriny, ny fahendreny, ary ny fahazavan-tsainy izy.