plt_tq/isa/09/16.md

8 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny Tompo no tsy nangoraka ny kamboty sy ny mpitondratenan'izy ireo?
Tsy nangoraka azy ireo Izy satria mpaniratsira mpanao ratsy izy rehetra ary milaza zavatra adaladala ny vava rehetra.
# Taorian'ireo rehetra ireo ve dia nihena ny fahatezeran'i Yaveh?
Tsia, tsy nihena ny fahatezeran'i Yaveh. Mbola mihinjitra ny tanany ary hamely an'Israely.