plt_tq/isa/08/03.md

4 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Yaveh no niteny tamin'Isaia mba hiantso ny anaran'ny zanany hoe 'Mahera-salala-hasi-baza'?
Ho antsoina hoe 'Mahera-salala-hasi-baza' izy satria mialohan'ny hahaizany miantso hoe 'Ry raiko' sy 'Ry neniko,' dia ho avy ny mpanjakan'i Asyria ary haka ny haren'i Damaskosy sy ireo babon'i Samaria.