plt_tq/isa/07/07.md

8 lines
317 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Ahaza momba an'i Efraima?
Hoy Yaveh tamin'i Ahaza hoe: "Ao anatin'ny dimy amby enimpolo taona dia ho rava Efraima ary tsy ho vahoaka intsony."
# Inona hoy Yaveh tamin'i Ahaza no hitranga raha tsy miorina tsara ny finoany?
Tsy hilamina i Ahaza raha tsy miorina tsara ny finoany.