plt_tq/isa/07/01.md

12 lines
449 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza i Ahaza?
Ahaza ddia zanaka lahin'i Jotama, zanak'i Ozia, mpanjakan'i Joda.
# Tamin'ny andron'i Ahaza, iza ilay mpanjaka niakatra tany Jerosalema tao Joda mba hiady amin'izany?
Rezina mpanjakan'i Syria sy Peka zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely no niakatra mba hiady ataminy.
# Ahoana no fihetsik'i Ahaza sy ny olony rehefa ren'izy ireo fa nihavana tamin'i Efraima i Syria?
Nangovitra ny fon'i Ahaza sy ny olony rehefa ren'izy ireo izany.