forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
406 B
Markdown
8 lines
406 B
Markdown
|
# Inona no niseho rehefa nifampiantso ireo serafima?
|
||
|
|
||
|
Rehefa nifampiantso ireo serafima, dia nihovitrovitra ireo varavarana sy tolam-baravarana ary feno setroka ny trano.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'Isaia rehefa nahita ireo zavatra rehetra ireo izy?
|
||
|
|
||
|
Nambaran'Isaina fa voaozona izy satria nanana molotra maloto ary nitoetra teo amin'ireo olona nanana molotra maloto ary satria nahita ny Mpanjaka izy, dia Yaveh.
|