plt_tq/isa/04/03.md

8 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hiantsoana an'ireo sisa velona tavela any Ziona sy Jerosalema?
Ireo sisa velona izay tavela any Ziona sy Jerosalema dia ho antsoina hoe masina.
# Inona no hataon'ny Tompo amin'ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny afo mirehitra?
Hanasa ny loton'ny zanaka vavin'i Ziona ny Tompo ary handio ny tasin-drà tsy ho eo afovoan'i Jerosalema.