plt_tq/gal/05/22.md

8 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no vokatry ny Fanahy?
Ny vokatry ny Fanahy dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, faharetana, hatsaram-panahy, fanaovan-tsoa, finoana, fahalemem-panahy, ary fahafehezan-tena.
# Inona no nataon'ireo izay an'i Kristy Jesosy tamin'ny nofo sy ny fahafinaretany?
Ireo izay an'i Kristy Jesosy dia nanombo ny nofo sy ny fahafinaretany.