plt_tq/gal/05/19.md

8 lines
499 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona ireo ohatra telo amin'ny asan'ny nofo?
Ireo ohatra telo amin'ny asan'ny nofo dia izay rehetra mety ho telo amin'ireto manaraka ireto: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, fanompoan-tsampy, famosaviana, fankahalana, fifandirana, fialonana, fipoahan'ny hatezerana, fifandrafiana, fisaraham-bazana, fizarazarana, fialonana, fahamamoana, fanakorontanana.
# Inona no tsy raisin'ireo izay manao ny asan'ny nofo?
Ireo izay manao ny asan'ny nofo dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.