plt_tq/gal/05/03.md

4 lines
301 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nampitandreman'i Paoly fa hitranga amin'ireo Galatiana rehetra izay mitady ho hamarinina amin'ny fanarahan-dalàna?
Paoly dia nampitandrina fa ireo Galatiana rehetra izay mitady ny ho hamarinina amin'ny fanarahan-dalàna dia ho tafasaraka amin'i Kristy ary tsy hiaina amin'ny fahasoavana.