plt_tq/gal/04/08.md

12 lines
582 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Talohan'ny nahafantarantsika an'Andriamanitra, dia andevon'iza isika?
Talohan'ny nahafantarantsika an'Andriamanitra, dia andevon'ireo fanahy izay manapaka an'izao tontolo izao isika, izay tsy andriamanitra velively.
# Very hevitra Paoly fa niverina tamin'ny inona ireo Galatiana?
Paoly dia very hevitra fa niverina indray tamin'ny fanahy mpanapaka an'izao tontolo izao ireo Galatiana.
# Raha nahita an'ireo Galatiana niverina izy, dia inona no atahoran'i Paoly amin'izy ireo?
Natahotra Paoly hoe ho lasa andevo indray ireo Galatiana, ary efa nisasatra ho azy ireo foana izy.