forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
275 B
Markdown
4 lines
275 B
Markdown
|
# Tamin'ny fotoana inona no nahavitan'ireo mpitarika namantatra izay lehilahy niara-nipetraka tamin'ny vehivavy hafa firenena?
|
||
|
|
||
|
Tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany no nahavitan'izy ireo namantatra izay lehilahy niara-nipetraka tamin'ny vehivavy hafa firenena.
|