plt_tq/ezr/08/35.md

4 lines
264 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho an'iza no nanomezan'ireo olona izay niverina avy amin'ny fahababoana ireo lalàn'ny mpanjaka?
Ireo olona izay niverina avy amin'ny fahababoana dia nanome ny lalàn'ny mpanjaka tamin'ireo manam-boninahitry ny mpanjaka ambony sy ireo governora andafin'ny Ony.