plt_tq/ezr/07/25.md

4 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no anasaziana ny olona izay tsy mankatoa tanteraka ny lalàn' Andriamanitra na ny lalàn'ny mpanjaka?
Afaka manasazy ny olona izay tsy mankatoa tanteraka ny lalàn' Andriamanitra na ny lalàn'ny mpanjaka amin'ny alalan'ny famonoana azy ireo, na fandroahana azy ireo, fanagiazana ny fananan'izy ireo, na amin'ny fanagadrana azy ireo i Ezra.