forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
327 B
Markdown
4 lines
327 B
Markdown
|
# Nahoana i Kyrosy no te hanome izay nilain'ireo Jiosy rehetra mba hananganana ny tranon'Andriamanitra?
|
||
|
|
||
|
Te hanome an'ireo Jiosy ny zavatra rehetra izay nilain'izy ireo mba hananganana ny tranon'Andriamanitra i Kyrosy mba hitondran'izy ireo fanatitra ao ho an'Andriamanitry ny Lanitra sy hivavahana ho azy sy ireo zanany lahy.
|