plt_tq/ezr/05/17.md

4 lines
231 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no notakian'ireo Jiosy mba hataon'ny mpanjaka?
Nangataka izy ireo ny mba hizahana ao amin'ny trano firaketana ao Babylona raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao.