plt_tq/ezr/04/23.md

4 lines
217 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nandritra ny hafiriana no nijanonan'ny asa fanaovana ny tranon'Andriamanitra?
Ny asa fanaovana ny tranon'Andriamanitra tany Jerosalema dia nijanona hatramin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.