forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
313 B
Markdown
4 lines
313 B
Markdown
|
# Ahoana no namalian'ireo izay nahita ny trano voalohany rehefa voapetraka teo imason'izy ireo ny fototry ny trano?
|
||
|
|
||
|
Ireo izay nahita ny trano voalohany dia nitomany mafy rehefa voapetraka teo imason'izy ireo ny fototry ny trano. Nefa maro no nihiaka am-pifaliana tam-piravoravoana sy tamin'ny feo mangitakitaka.
|