forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
314 B
Markdown
4 lines
314 B
Markdown
|
# Nahoana no nanangana ary namboatra ny alitaran'Andriamanitr'Israely i Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka sy ireo mpisorona rahalahiny, ary Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela, mbamin'ireo rahalahiny?
|
||
|
|
||
|
Nanangana sy nanamboatra ny alitara mba hanolorana fanatitra dorana araka ny nandidian'ny Lalàn'i Mosesy izy ireo.
|