forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
508 B
Markdown
8 lines
508 B
Markdown
|
# Nahoana no tsy nahita ny tetiaran'izy ireo tao amin'ny rakitra an-tsoratra ny sasany tamin'ireo taranak'ireo mpisorona?
|
||
|
|
||
|
Tsy nahita ny tetiaran'izy ireo tao amin'ny rakitra an-tsoratra ny sasany tamin'ireo taranak'ireo mpisorona satria nandoto ny fisoronany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Rahoviana vao afaka mihinana ny sasany amin'ireo sorona masina ny taranak'ireo mpisorona?
|
||
|
|
||
|
Afaka mihinana ny sasany amin'ireo sorona masina ny taranak'ireo mpisorona aorian'ny aneken'ny mpisorona iray izay mitondra ny Orima sy Tomima.
|